Entrée |
hazakazaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy [1.1]
|
Explications en anglais | A run, a gallop. See olomay,
ezaka
[1.2]
|
| The act of running or of walking fast; a race [1.7]
|
Explications en français | Course [1.3, 1.8]
|
| Gallop, marche accélérée [1.3]
|
| Action de courir [1.8]
|
Exemples |
1 | Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
[2.499]
|
2 | Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê!
[2.4]
|
|
Dérivés |
Autres orthographes |
|