Entrée | 1 mihazakazaka |
Radical | 2 hazakazaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to run 6 [1.2] to gallop 7 [1.7] to race |
Explications en français |
8 [1.3#229, 1.8] courir 9 [1.3#229] galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) 10 [1.3#229] demander secours, avoir recours à |
Exemples |
11 Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano: [2.324] 12 Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [2.470] 13 mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 18 mandainday, mandeha haingana, mandeha toy ny tadio, mandeha toy ny tselatra, mandeha toy ny sitimo, mirimorimo, mimaona, miriotra, mirifatra, mitsoriaka, mikaretsaka, mandrivotra, mirintona, mirodorodo, miridana, mirotoroto, midodododo, miritirity, manidina, manao antsaikona, manao rarangy, manao tongomalady, manao tongotra an-katoka |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mihazakazaka |
Mis à jour le 2024/12/26 |