|
|
|
|

Entrée1  mikaretsaka
Radical  2  karetsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto
Explications en anglais  5  [1.7] to pass or move rapidly
Explications en français  6  [1.8] passer rapidement, s'élancer
Vocabulaire  7  Mouvement
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  mikaratsake, mikaretsaka

Mis à jour le 2023/01/20