|
|
|
|

Entrée1  mirifatra
Radical  2  rifatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona
Exemples  5  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mirifatra

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21