Entrée | 1 rifatra |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. [1.1] |
Explications en anglais |
4 fled, run away [1.7] |
Explications en français |
5 qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis) [1.3] 6 qui fuit, qui s'envole [1.8] |
Exemples |
7 Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy. [2.470] 8 dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 afaritr, arafitr, arifatr, faratry, faritra, firàtra, firatra, rafitra, rifatra |
Mis à jour le 2020/07/31 |