|
|
|
|

Entrée1  mirimorimo
Radical  2  rimorimo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo
Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo
Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mirimorimo

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21