Entrée (1/2) | 1 lavaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo |
Explications en anglais |
4 [1.2] a hole, a cave, a den. See loaka, zohy 5 [1.7] a pit, a hole, a cave |
Explications en français |
6 [1.8] trou, fosse, caverne 7 [1.13] |
Exemples |
8 Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka. [2.606#] 9 lavaka kely izy ireny teo am-piandohana. [2.117#] 10 Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117#] 11 Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io; [2.59#] |
Vocabulaire |
12 Géographie: (en général) |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 52 Proverbes contenant le mot lavaka |
Citations | 53 Textes citant lavaka |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 60 lavaka |
Partie du discours | 61 nom |
Explications en français |
62 [1.196] (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [Betsimisaraka]
63 [Bezanozano] |
Vocabulaire |
64 Botanique |
Anagrammes | 65 kalava, lavaka, valaka |
Mis à jour le 2023/05/19 |