|
|
|
|

Entrée (1/5)1  lava-
Partie du discours  2  forme morphologique de lavaka

Entrée (2/5)3  lava
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5  Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
6  Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1]
Explications en anglais  7  long, tall; without interruption [1.2]
8  long (of time and space) [1.7]
Explications en français  9  long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Vocabulaire  10  Temps
11  Espace
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Antonymes  17  fohy
Analogues  18  avo dia, avo ranjanana, lava ranjanana, lavatsindakana, lavatsipaikona, pakapaka, jango, ranga, jakojako, fizofizo, ezoezo, mitezotezo, lava mitaikotaiko, rapeto, lava fe, lava sirana, lava dingana, tsy mindran-tohatra, mivahan-tsindrano, mitsororika, fezafeza, joaka (joroaka), mitsororoaka, marezoka, mirijarija, mandrindrina, milangalanga, tsy miery an-tsena, jaobe
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Toponymes 
Proverbes  38  Proverbes contenant le mot lava

Entrée (3/5)39  lava
Partie du discours  40  nom
Explications en malgache  41  Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Morphologie 
42  Simple :
43  Préfixée :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée (4/5)47  lava    
Partie du discours  48  nom
Explications en malgache  49  vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
Vocabulaire  50  Géologie

Entrée (5/5)51  lava    
Partie du discours  52  forme morphologique de laver
Exemples  53  Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)]

Anagrammes  54  lava-, lava, vala

Mis à jour le 2024/10/28