Entrée (1/2) | 1 manalava |
Radical | 2 lava |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ? 5 Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro 6 Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [1.1] |
Explications en anglais |
7 to lengthen [1.2, 1.7] 8 to prolong the time [1.7] |
Explications en français |
9 allonger; prolonger, proroger [1.3, 1.8] |
Exemples |
10 manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [1.3] 11 manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 16 manalavà |
Radical | 17 lava |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif manalava |
Tableaux et planches |
19 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 20 manalava, manalavà, manalava, manalavà |
Mis à jour le 2023/01/20 |