Entrée (1/2) | 1 milangalanga |
Radical | 2 langalanga |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon' ny trano ireny Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny vehivavy iny na miteny na mandeha |
Explications en anglais |
5 [1.2] same as langalanga |
Entrée (2/2) | 6 milangalanga |
Radical | 7 langalanga |
Partie du discours | 8 verbe actif |
Explications en anglais |
9 [1.2] to be high; to be sharp, as a spear; to lift the head, as a serpent or a horse does (Prov.) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |