Entrée (1/2) | 1 fohy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao 9 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1] |
Explications en anglais |
10 short [1.7] |
Explications en français |
11 court [1.3, 1.8] 12 bref, laconique, petit [1.3] |
Exemples |
13 fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. [2.4] 14 tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472] 15 fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [1.3] 16 fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [1.3] |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Patronymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 32 Proverbes contenant le mot fohy |
Entrée (2/2) | 33 fohy (foka) |
Partie du discours | 34 impératif du verbe passif fohina |
Exemples |
35 fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) [1.3] 36 fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [1.3] |
Tableaux et planches |
37 Tous les impératifs passifs |
Anagrammes | 38 fohy, hofy |
Mis à jour le 2023/04/30 |