Entrée (1/2) | 1 tsipy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Tambahoaka, Bara]
fafy, famafasana |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 7 tsipy |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 [1.1] Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana |
Explications en anglais |
10 [1.2] a throwing |
Explications en français |
11 [1.13] jet; projeté, projection, projetante 12 [1.196] action de jeter, de lancer |
Exemples |
13 Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292] 14 tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270] |
Vocabulaire |
15 Botanique |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 21 tipy |
Mots composés |
|
Anagrammes | 34 |
Mis à jour le 2025/01/21 |