Entrée mitsipy (tsipy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). [1.1]
Exemples 
1Mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587]
2hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436]
Morphologie 
Présent : mitsipy
Passé : nitsipy
Futur : hitsipy
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/06