|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manipy
Radical  2  tsipy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!
Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao
Explications en français  5  [1.13] lancer
Exemples  6  Koa manipy teny aminareo izahay; [2.587#]
7  Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#]
8  Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  manipy
Radical  16  tsipy
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  [1.78] [Tambahoaka, Bara] mamafy (voa )

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21