|
|
|
|

Entrée1  mamafy
Radical  2  fafy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] manao fafy
5  [1.1] Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara
Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany
Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io
6  [1.13] manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany
Explications en anglais  7  [1.2] to sow, to scatter, to disperse, to disseminate.
Explications en français  8  [1.13] semer
Exemples  9  Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#]
Vocabulaire  10  Economie: agriculture
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Synonymes  15  manely, mampiely, manapariaka, manaparitaka, manahaka, mampihahaka
Mots composés 

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21