Entrée | 1 antsatoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1] |
Analogues | 4 diamanga |
Anagrammes | 5 antsatoka, natotsaka, natsatoka, natsotaka |
Mis à jour le 2024/08/17 |