|
|
|
|

Entrée (1/3)1  volana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [vôlaña] teny [Sihanaka] [1.78]
4  Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Explications en anglais  5  speaking [1.7]
Explications en français  6  speech [1.3, 1.7]
7  parole [1.3, 1.8]
8  promesse, engagement [1.3]
9  action de parler [1.8]
Vocabulaire  10  Linguistique
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Synonymes  18  kabary
Mots composés 
Titres  23  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
24  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot volana

Entrée (2/3)26  volana
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Explications en anglais  29  the moon [1.7]
Explications en français  30  la lune [1.8]
Exemples  31  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
32  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Vocabulaire  33  Astronomie
Analogues  34  fenomanana
Mots composés 
Proverbes  39  Proverbes contenant le mot volana
Article  40  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)41  volana
Partie du discours  42  nom
Explications en malgache  43  Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
44  Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Explications en anglais  45  a month [1.7]
Explications en français  46  le mois [1.8]
47  mois [1.13]
Exemples  48  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
49  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
50  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
51  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
Vocabulaire  52  Temps
Mots composés 
Hyponymes 
Proverbes  133  Proverbes contenant le mot volana
Tableaux et planches  134  Mesure du temps
Article  135  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  136  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Mis à jour le 2024/08/17