|
|
|
|

Entrée1  fadimbolana
Mots élémentaires  2  fady, volana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy
Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana
5  [1.13][fadim-bolana] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy
Explications en français  6  [1.13] règles, menstruations, menstrues
Vocabulaire  7  Biologie

Mis à jour le 2024/12/07