|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tovona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Explications en français  9  ajoutage, addition [1.3#737]

Entrée (2/2)10  tovona
Partie du discours  11  nom
Vocabulaire  12  Linguistique
Explications en malgache  13  Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina [1.1]
14  tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Explications en français  15  Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika, harefo
>ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
[1.12]
16  préfixe [1.13]
17  affixe [1.66.fr#14]
Analogues  18  tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot tovona
Tableaux et planches  21  Tous les affixes

Anagrammes  22  avonto, tovano, tovona, vatono

Mis à jour le 2023/05/23