Entrée (1/2) | 1 tamberina |
Radical | 2 verina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray 5 Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1] |
Explications en français |
6 action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3#657] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Entrée (2/2) | 14 tamberina |
Radical | 15 verina |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 rendement [1.13] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/05/19 |