|
|
|
|

Entrée (1/2)1  forehitra
Radical  2  rehitra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] May tsy misy horaisina
Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany.
Explications en anglais  5  [1.2] Consumed, burnt. Comp. dorehitra
Exemples  6  Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna. [2.587#]
Mots composés 

Entrée (2/2)9  forehitra
Radical  10  rehitra
Partie du discours  11  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  12  [1.2] in haste, in a hurry. Comp. dorehitra

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21