Entrée (1/3) | 1 hadio |
Radical | 2 dio |
Partie du discours | 3 forme morphologique de madio |
Exemples |
4 fanasàna azy hadio tsara [2.366#185] 5 Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio [2.424#75] |
Entrée (2/3) | 6 hadio |
Radical | 7 dio |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany |
Synonymes | 10 hadiovana, fahadiovana |
Entrée (3/3) | 11 hadio |
Radical | 12 hady |
Partie du discours | 13 impératif du verbe passif hadina [Liste complète] |
Exemples |
14 Indimy na inenina izy no nanao hoe : " hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina [2.649#91] |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |