Entrée (1/2) | 1 hadina |
Radical | 2 hady |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e? Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be dug, to be made into a trench. 6 [1.7] to be dug |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on creuse |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot hadina |
Entrée (2/2) | 13 hadina |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Bezanozano]
fiarahabana |
Dérivés |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |