|
|
|
|

Entrée1  hady
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
Explications en anglais  9  a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
10  a pit, a hole, a ditch [1.7]
Explications en français  11  fossé; action de creuser [1.8, 1.5#131]
Exemples  12  Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. [2.270#]
13  hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. [2.649#]
14  Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. [1.436#]
Mots composés 
Zoonymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot hady

Anagrammes  23  -dahy, dahy, hady

Mis à jour le 2023/10/28