Entrée | 1 mangady |
Radical | 2 hady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mihady [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 5 mihady, manala avy ao anaty lavaka [Tanala] [1.78] 6 Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [1.1] |
Explications en anglais |
7 to dig, to delve. (Prov.) [1.2] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 adingam, mangady, midanga |
Mis à jour le 2023/01/20 |