Entrée (1/2) | 1 fangady |
Radical | 2 hady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanala]
angady 5 [1.1] Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady |
Explications en anglais |
6 [1.2] [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. |
Explications en français |
7 [1.82] [Taisaka]
bêche |
Exemples |
8 Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe. [2.69#] 9 Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako. [2.857#] |
Vocabulaire |
10 Outils |
Synonymes | 11 angady |
Analogues | 12 fangadifohiny |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot fangady |
Entrée (2/2) | 19 fangady |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en français |
21 [1.196] (de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette. On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter. Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny aviavy, roa ny amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l'amontana, trois le fangady» [Merina]
22 [Betsileo] |
Vocabulaire |
23 Botanique |
Anagrammes | 24 |
Mis à jour le 2025/01/21 |