|
|
|
|

Entrée1  mihady
Radical  2  hady
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany
Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay
Manongotra: Mihady vomanga
Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena
Explications en anglais  5  [1.2] to dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter.
6  [1.7] to dig
Explications en français  7  [1.8] creuser, fouiller
Exemples  8  Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mihady

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21