|
|
|
|

Entrée1  mihady levenam-bola
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita
Mots élémentaires  4  mihady, levenam-bola

Mis à jour le 2024/12/07