Entrée | 1 fahadiovana |
Radical | 2 dio |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] cleanliness, purity |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] propreté 7 [1.3, 1.8] pureté 8 [1.3] clarté, innocence |
Exemples |
9 Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470] 10 Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 hadio, hadiovana |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot fahadiovana |
Article |
15 Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |