Entrée (1/2) | 1 zalahy |
Radical | 2 lahy |
Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... |
Explications en anglais |
5 [1.7] you (plur.) used between men |
Explications en français |
6 [1.8] vous (se dit entre hommes) |
Exemples |
7 Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69] 8 Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472] |
Tableaux et planches |
9 Tous les pronoms |
Entrée (2/2) | 10 zalahy |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.78] [Tanosy]
olona fanalolahy |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |