Entrée | 1 safelika |
Radical | 2 felika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.10] fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra 5 [1.1] Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana |
Explications en français |
6 [1.3, 1.5] détours 7 [1.3] tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter ruses, ambages, circonlocutions, allusions 8 [1.5] action de surprendre par des détours |
Exemples |
9 Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot safelika |
Anagrammes | 23 |
Mis à jour le 2025/01/21 |