Entrée (1/2) | 1 manovona |
Radical | 2 tovona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1] |
Explications en français |
5 ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3#737] |
Exemples |
6 Tsy manovona ampen-tany [2.59#122] 7 Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 manovòna |
Radical | 14 tovona |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manovona [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 anovonam, manovona, manovòna, namovoan |
Mis à jour le 2020/07/31 |