Entrée | 1 sabaka |
Radical | 2 baka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa 5 Ilazana ny hazo misampana roa 6 anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1] |
Explications en anglais |
7 a straddling; the opening of a compass [1.7] |
Explications en français |
8 action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 14 asabak, sabaka, sakaba |
Mis à jour le 2023/01/20 |