|
|
|
|

Entrée1  fisabaka
Radical  2  sabaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha
Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ

Mis à jour le 2024/12/11