Entrée (1/3) | 1 tambỳ |
Radical | 2 vy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Mpiasa vy, mpanefy [1.1] |
Explications en anglais |
5 an iron worker [1.2] |
Explications en français |
6 forgeron [1.5] |
Vocabulaire |
7 Industrie |
Entrée (2/3) | 8 tamby |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 zavatra omena ny mpampivelona [Sihanaka]
[1.78] 11 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1] 12 valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13] |
Explications en français |
13 prime [1.13] |
Exemples |
14 Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445#54] 15 livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 22 tamby |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en français |
24 Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulaire |
25 Botanique |
Anagrammes | 26 mbaty, tamby, tambỳ, mbaty, tamby, tambỳ |
Mis à jour le 2020/07/31 |