Entrée | 1 mampitamby |
Radical | 2 tamby |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay 5 Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mampitamby |
Mis à jour le 2023/01/20 |