|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fisoko
Radical  2  soko
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fiaokon' ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany
Fitsofohana manginaina tas' misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin' ny hopitaly
Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan' ny adala an' ilay bokiko
Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan' ny fahavalo
Explications en français  5  [1.3#620] Ce qu’on peut faire ou prendre en cachette, manière d’agir en cachette
Synonymes  6  fisokoana

Entrée (2/2)7  fisoko
Radical  8  soko
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazana voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io).
Explications en anglais  11  [1.2] The south-eastern part of the house partitioned off for a fold, a pen, a sheep-fold, or a goat-fold.
Explications en français  12  [1.3#620] Petit parc établi dans les maisons à l’angle sud-est, où l’on met les brebis, les cochons, les volailles. C’est parce qu’il faut en général se courber pour y entrer qu’on lui donne le nom de Fisoko
Exemples  13  Ny fisoko eo an-jorony atsimo-atsinanana itoeran' ny ondry, ary ny akoho eo amboniny. [1.437#]

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21