|
|
|
|

Entrée1  kanosa
Radical  2  osa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany
Explications en anglais  5  [1.7] a coward
Explications en français  6  [1.8] poltron
Exemples  7  Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38]
8  - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324]
Dérivés 
9  Noms :
Analogues  10  kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot kanosa

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21