Entrée | resy | |||||||||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||||||||
Explications en malgache | Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Defeated conquered, overcome [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Battu, conquis [1.8] | |||||||||||||||
Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] | ||||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Entrée | resy | |||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | |||||||||||||||
Explications en malgache | [Taisaka, Tanosy] noana [1.78] | |||||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/05/29 |
![]() |