Entrée resy tsy miady
Mots élémentaires resy ; tsy ; miady
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01