Entrée | 1 miady |
Radical | 2 ady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mifamely amin' ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana 5 Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto 6 Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo 7 Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
8 To fight, make war [1.2, 1.7] 9 to quarrel, to contend in words or deeds. [1.2] 10 to fit closely together, to correspond exactly [1.7] |
Explications en français |
11 Se battre, être en guerre, faire la guerre [1.3, 1.8] 12 être en procès, se disputer 13 être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type [1.3] 14 être bien ajusté; correspondre [1.8] |
Exemples |
15 Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho. [2.471] 16 Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 21 rafitra ady, mikatroka, miady, mandrafitra ady, mifanangana, mikitrana, mifanandrina, mifanatrika, mifanao ankolafiny, mifanao ambakiloha, mifamely, mipaka, mikatroka, mikitra, mifampikatroka, mifandramatra, mifamango, mifanjinja, mifanafika, mifananika mifanora-bato, mifamely antsamotady, mifanondro basy aman-defona, mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, mifanjenjina, mifamovoka, mifanakofoka, mifandrotika, mifanakotika, mifandazo, mifanorotoro, mifanotohoto, mifandripaka, mifandringana |
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot miady |
Anagrammes | 35 amidy, i mady, miady |
Mis à jour le 2023/06/20 |