Entrée | 1 ady |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity |
Explications en anglais |
4 [1.2] A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] 5 [1.7] fighting, war |
Explications en français |
6 [1.3#2, 1.8, 1.5] guerre 7 [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5] combat 8 [1.3#2, 1.5] discussion, dispute 9 [1.3#2, 1.5] procès 10 [1.3#2] bataille Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original accord des instruments ou des voix 11 [1.13] lutte |
Exemples |
12 maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [1.3] 13 mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3] 14 nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3] 15 manana ady izy (il est en procès) [1.3] 16 mba taiza no nahita ady hianao? [2.324] 17 maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 24 fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana, adilahy, sotasota, vaniny, kisa, gidragidra, vezovezo, sentsena, fetrivoho |
Mots composés |
|
Titres | 163 Ady anaty (Rajemisa-Raolison Régis) |
Proverbes | 164 Proverbes contenant le mot ady |
Article |
165 Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano) |
Anagrammes | 166 |
Mis à jour le 2025/01/21 |