Entrée | 1 mpiady |
Radical | 2 ady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny fitsarana Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any an-tafika |
Explications en français |
5 [1.3] Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants |
Exemples |
6 Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472] 7 ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy; [2.48] |
Mots composés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mpiady |
Mis à jour le 2024/12/11 |