Entrée | 1 mampiady |
Radical | 2 ady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#3, 1.5#48] Mettre en guerre, engager à se battre 6 [1.3#3, 1.5#48] confronter, accorder 7 [1.3#3] engager à faire un procès, ajuster, comparer |
Exemples |
8 Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony. [1.437#] 9 Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray. [2.857#] 10 Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady. [2.4#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot mampiady |
Anagrammes | 22 ampiadim, mampiady |
Mis à jour le 2023/08/15 |