|
|
|
|

Entrée1  sotasota
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io
Explications en anglais  4  [1.7] a quarrel
Explications en français  5  [1.8] querelle, dispute
Exemples  6  Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [2.470]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Analogues  10  mila sotasota, mila ady, mila vaniny, mila tonony, mila kisa, mila antsongony, mila antsontsany, mila voatsiary
Mots composés 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21