Entrée | 1 mikatroka |
Radical | 2 katroka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety 5 Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta 6 Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1] |
Explications en anglais |
7 to bump or bang against; to make a serious effort [1.7] |
Explications en français |
8 choquer, heurter; faire avec zèle [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 makatroky, mikatroka |
Mis à jour le 2023/01/20 |