Entrée | 1 resy tosika |
Mots élémentaires | 2 resy, tosika |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka |
Mis à jour le 2024/12/07 |