Entrée | 1 tosika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa |
Explications en anglais |
4 [1.7] a shove, a push |
Explications en français |
5 [1.8] action de pousser, impulsion |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot tosika |
Anagrammes | 21 akotsy, atosik, atsiko, kaitso, kitsao, kotsai, satoky, sôkita, tosika, tsaiko, tsakoi, tsakoy, tsaoky, Tsikoa, tsioka, tsokia |
Mis à jour le 2025/01/21 |