|
|
|
|

Entrée1  atosika
Radical  2  tosika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava
5  Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy
6  Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [1.1]
Explications en anglais  7  to be pushed [1.7]
Explications en français  8  Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants) [1.3#734]
9  qu'on pousse [1.8]
Exemples  10  Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra. [2.508#]
11  Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot atosika

Anagrammes  19  atosika, tsaikao

Mis à jour le 2023/01/20