Entrée andresena (resy)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Vokatr' izany dia tsy ny tetikasa hitantanana ny Fanjakana na ny vinavina famolavolana fiaraha-monina no andresena amin' ny fifidianana, fa ny vola. [4.27]
Morphologie 
Présent : andresena, andreseko, andresenao, andreseny, andresentsika, andresenay, andresenareo, andresen', andresen-, andresem-, andrese-
Passé : nandresena, nandreseko, nandresenao, nandreseny, nandresentsika, nandresenay, nandresenareo, nandresen', nandresen-, nandresem-, nandrese-
Futur : handresena, handreseko, handresenao, handreseny, handresentsika, handresenay, handresenareo, handresen', handresen-, handresem-, handrese-
Impératif : andreseo

Mis à jour le 2023/01/20